auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-16 03:16:15 -05:00 committed by root
parent 30d6736088
commit 1ec6c6375d
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 niala anio toera io izy da namonjy e tanindrazany, sady niaraky taminazy e mpianatriny. raha avy e andro sabata, da nampianatry tamine synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: avy aiha nahazahoany anio fampianara io? avy aiha ity fahendregny hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagagagny naniny tamin'e tagnany ty? tsy e mpandrafitry igny m1 ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto m1 e anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo. hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tanà hampianariny. avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto.
\v 1 \v 2 \v 3 niala anio toera io izy da namonjy e tanindrazany, sady niaraky taminazy e mpianatriny. raha avy e andro sabata, da nampianatry tamine synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: avy aiha nahazahoany anio fampianara io? avy aiha ity fahendregny hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagagagny naniny tamin'e tagnany ty? tsy e mpandrafitry igny m1 ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto m1 e anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. Gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tanà hampianariny.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto.