auto save
This commit is contained in:
parent
c1414ed05b
commit
1dfce7b0a9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 \v 16 Nihina tamindry Levy i jesosy izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. Hoy gne fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamory hetra se: Nagnino mampiara-koma hetra izy ame olo mpanota?
|
||||
\v 15 \v 16 Nihina tamindry Levy i jesosy izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. Hoy gne fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamory hetra se: Nagnino mampiara-koma anazy ame mpamory hetra izy ame olo mpanota?
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Raha nare an'iza i jesosy da nizaka tamindreo hoe: ''Tsy e salama e mitady dokotera fa e marary, sady tsy tonga hoan'e olo marigny aza Iah fa hoan'e olo mpanota.''AEzzzzzà
|
||||
\v 17 Raha nare an'iza i jesosy da nizaka tamindreo hoe: ''Tsy gne salama gne mitady dokotera fa gne marary, sady tsy tonga hoan'e olo marigny aza Iah fa hoan'gne olo mpanota.''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 \v 19 Nifady hany e mpianatry Jaona sy e Fariseo. Lelahy maromaro e nagnato Anazy ka nizaka hoe: ''Nagnino e mpianatry Jaona sy ny gne Fariseo no mifady hany? fa e mpianatrao tsy mifady hany.'' Da hoy i Jesosy tamindreo: ''Afaky mifady hany ve gne olo mpamonjy mariazy raha mbola mpagnakatry? Raha mbola eo e mpagnakatry da tsy mifady hany indreo.
|
||||
\v 18 \v 19 Nifady hany gne mpianatry Jaona sy gne Fariseo. Lelahy maromaro gne nagnato Anazy ka nizaka hoe: ''Nagnino gne mpianatry Jaona sy ny gne Fariseo no mifady hany? fa gne mpianatrao tsy mifady hany.'' Da hoy i Jesosy tamindreo: ''Afaky mifady hany moa gne olo mpamonjy mariazy raha mbola eo gne mpagnakatry? Raha mbola eo e mpagnakatry da tsy mifady hany indreo.
|
Loading…
Reference in New Issue