auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-15 02:15:34 -05:00 committed by root
parent cffb3038a0
commit 0f75536bfc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gn'azontsika ampitaha ame fanjakan'Andriamanitra, na ino e ra azo anitsika fagnoara hanazava iza? Iza da mitovy ame voatsinefy ra hafafy, izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. Rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany vivety, ka azogne voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''
\v 30 \v 31 \v 32 Hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gn'azontsika ampitaha ame fanjakan'Andriamanitra, na ino e ra anitsika fagnoara hanazava iza? Iza da mitovy ame voatsinefy ra hafafy, izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. Rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany vivety, ka azogne voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''