diff --git a/12/06.txt b/12/06.txt index 2f3eb4b..82a4880 100644 --- a/12/06.txt +++ b/12/06.txt @@ -1 +1 @@ -Mbola mana olo raiky hirahy izy, da zanaky malala. Izy gne farany nalefa tagny amindreo. Hoy izy se: " Mba hagnaja gne zanako lahy indreo." Nefa efa nifampijaka gnempamboly voloboky hoe: " Ity gne mpandova. Andasika, \ No newline at end of file +Mbola mana olo raiky hirahy izy, da zanaky malala. Izy gne farany nalefa tagny amindreo. Hoy izy se: " Mba hagnaja gne zanako lahy indreo." Nefa efa nifampijaka gnempamboly voloboky hoe: " Ity gne mpandova. Malaky, andasika ho vonointsika izy, da azontsika gne lova." \ No newline at end of file