diff --git a/14/43.txt b/14/43.txt index 5bfb232..c58d325 100644 --- a/14/43.txt +++ b/14/43.txt @@ -1 +1 @@ -\v 43 \v 44 \v 45 \v 46 Raha mbo teo am-pizakagny anigny izy, da avy i Jodsy raiky amindreo mpianatry miaraky tame olo marobe izay ninday sabatry avy ame lohan'ny gne mpisorogny, gne mpanoradalana ary gne loholona. Nagnome famatara gne mpamadiky anazy, nizaka nagnan hoe: "I zay horofak da izy zay." Sambory izy ary embeno. Raha avy i Jodasy da nagnatogny an'i Jesosy izy sady nizaka nagnano hoe: "Ramose" sady norofany izy. Nisamborigny i Jesosy avy eo tsitapitapitry zay \ No newline at end of file +\v 45 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnato anazy gne raiky tame mpiasan'e mpisorom-be \v 67 satria i Petera nanara ka namindro tame afo ka nodinihin'ity mpiasa gne mpisorom-bce ity. Fa hoy izy hoe: "Namam'i Jesosy koa anao, izay avy any Mazareta" . \v 68 Fa nanda i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako eraha rohononao." Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandika sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ] \ No newline at end of file diff --git a/14/60.txt b/14/60.txt index 1bec92e..5432120 100644 --- a/14/60.txt +++ b/14/60.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nintsanga teo akaik'i Jesosy sy gne mpisorom-be ka nagnotany hoe: Tsisy hambara anao sa?Akory ity kobotiky hahisindreo anao ity? Fa tsy namaly i Jesosy na inona ino. Da mbola nagnotany fagnindroany gne mpisorom-be hoe: "Ia anao sa? Anao gne Kristy zanak'e Zagnahary? Da hoy i Jesosy hoe: "eka, iha i Kristy,ary tadidio fa ho itanao e zanak'olona midoboky ankavanan'e Zagnahary,engy ame lagnitry egny". \ No newline at end of file +Ary nintsanga teo akaik'i Jesosy sy gne mpisorom-be ka nagnotany hoe: Tsisy hambara anao sa?Akory ity kobotiky hahisindreo anao ity? Fa tsy namaly i Jesosy na inona ino. Da mbola nagnotany fagnindroany gne mpisorom-be hoe: "Ia anao sa? Anao gne Kristy zanak'e Zagnahary? Da hoy i Jesosy hoe: "eka, iha i Kristy,ary tadidio fa ho itanao e zanak'olona\v 65 midoboky ankavanan'e Zagnahary,engy ame lagnitry egny". \ No newline at end of file diff --git a/14/63.txt b/14/63.txt index 870d66d..98af630 100644 --- a/14/63.txt +++ b/14/63.txt @@ -1 +1 @@ -\v 63 \v 64 \v 65 Tamin'izay da vignitry mafy e mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe "Da mbola mitadia vavolombelogny avao itsika. " Renareo gnopa nozakainy teo. akory gne fanapa\v 68 ha-kevitry amin'izany" Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy. Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy \ No newline at end of file +\v 63 \v 64 Tamin'izay da vignitry mafy e mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe "Da mbola mitadia vavolombelogny avao itsika. " Renareo gnopa nozakainy teo. akory gne fanapaha-kevitry amin'izany" Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy.\v 65 Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy \ No newline at end of file