auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-17 04:19:26 -05:00 committed by root
parent 39fe3cb275
commit 032e7781d1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Raha igny mbola mihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamie mpianany nataony hoe:"Raiso, itygne mofo? Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotrygne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay:" Ity gne ran'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Ra izay izay homeko hoan'ny besinimaro. Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa ahomandra-pahavinin'gne fotoa hindranomako koa ao ame fanjakan'Andremanitra.
\v 22 \v 23 \v 24 Raha igny mbola mihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamie mpianany nataony hoe:"Raiso, itygne mofo? Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotrygne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay:" Ity gne ran'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Ra izay izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa ahomandra-pahavinin'gne fotoa hindranomako koa ao ame fanjakan'Andremanitra.