tkg_mrk_text_reg/14/63.txt

1 line
467 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-17 07:06:09 +00:00
\v 63 Tamin'izay da vignitry mafy e mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe "Da mbola mitadia vavolombelogny avao itsika. \v 64 " Renareo gnopa nozakainy teo. akory gne fanapaha-kevitry amin'izany" Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy.\v 65 Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy