2020-01-21 13:53:03 +00:00
|
|
|
\v 14 Da mbola nangaiky fagnindroany gne vahoaka i Mosesy ka nizaka hoe : Mitenoma ana aby anareo ary fantaro gne raha rohoniko. \v 15 Tsy misy loto avy ambadiky afaky mandoto gn' olo ndre da miditry ao agnatin'olo. Fa gne tena marigny, izay mizotso avy agnatin' olo gne matetiky mandoto azy.\v 16 "[ Fa gne fandika tsara inddrindra da tsy mandika gne andininy faha 16. Fa raha misy mana sofy iaianoa, aoka izy iteno ].
|