tkg_mrk_text_reg/07/31.txt

1 line
331 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-16 08:21:26 +00:00
\v 31 Rehefa vita zay da, niala tao Tyro i Jesosy ka namakivaky gne faritry Sidona, nandalo gne sisinn'taniny Galilia ary avy eo niakatry nitety gne faritry ny Dekapolisy. \v 32 Tafaran'izany , nisy olo raiky noetimdreo teo akatrefan'i Jesosy ary nangatahandreo mafy da mafy tamin'azy mba hametraha tagna satria maregny sady moa .