2020-01-17 05:29:05 +00:00
|
|
|
\v 30 \v 31 \v 32 Nipody ame jesosy e apostoly sady nitantara tame nazy era vitandreo sady nampenariny andreo. ka hoy izy tamindreo: ''handea agnefitry itsika hangala valaky''.Ka maro e olo nivezivezy, sady tsy nanafotoa hinana indreo. Da nandea an-tsambokely indreo mba handea ame tany magny.
|