2020-01-17 05:35:25 +00:00
|
|
|
\v 43 Da nangiandreo gne mpianatrin'ny ary hoy izy tamin_dreo oe: zakaiko aminareo marigny dato ,fa ity viavy mahatra mitondran-tegna ity gne mandatsaka maro ame gn'olo , izay nandatsaka vola tao ame vatandrakotry . Satria gne maro da nagnome tame fanagnamben_dreo .Fa ity mpitondra tegna ity ,tame fahatrany ,da nandatsaka e volan'ny agnaby izay tokony hivelomany tao .
|