2020-01-21 12:54:59 +00:00
|
|
|
\v 31 Gne lohanè mpisorogny da nagnabarabara anazy akoiza evakoa, niaraka tamindreo mpanora-dalagna, ary nizaka oe: "namonjy gnafa Izy, nefa tsy mahavonjy gne tegnany. \v 32 Engany anie i kristy, gne Mpanjakane gn'Israely, hidigny avy amè gnazofizalia, mba hohitanay ary hinoanay", ary gne nahato niray taminazy koa da nagnabarabara anazy.
|