tkg_mrk_text_reg/08/24.txt

1 line
332 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-16 06:55:21 +00:00
Da nitroatra izy, ka nizaka hoe : '' Mahita olo mitovy ame hazo mandehandeha iaho.'' Napetrakan'i Jesosy teo ame masony indraiky e tagnany, ary nahita masony raha lehilahy, da niverigny tame laoniny e fahitany, ary nahita mazava tsara e raha aby izy. Da nampandeanin'i Jesosy mody izy ary nozakainy hoe : '' Ka miditra ao an-tana.''