2020-01-21 13:53:03 +00:00
|
|
|
\v 22 Hoy Jesosy tamè mpianatry: "Magnahna finoa an' Andriamanitra". Ambarako aminareo gne mazava fa na iza na iza, hizaka ami-ty vohitry ty hoe: " Mitsangana da mivaringarigna an-dranomasyagny,ho tanteraky raha tsy misalasala gne fony fa mino amè vava avôkiny , satria izany gne fomban'Andriamanitry.
|