tkg_mrk_text_reg/08/33.txt

1 line
366 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-16 06:55:21 +00:00
Nefa nitodika i Jesosy da nagnety ireo mpianatrin'ny ary avy eo da nizaka mafy an'i Petera ka nagnano hoe : '' Misihitaha lavitry anahy agny, e satana! tsy mba mandinika e rahan' Andriamanitra anao, fa e raha nolo''. Avy teo da nangaiky e vahoaka sy e mpianatrin'ny niaraka izy, ary hoy izy tamindreo hoe : ''Raha misy tia agnaraky anahy, da tsy maintsy mandà e! te