2020-01-22 06:15:10 +00:00
|
|
|
\v 53 Niavaky tamin'izay nindesy teo amè mpisorombe i Jesosy, nivory teo akatrefan'i Jesosy gne mpisorombe, gne loholona ary gne mpanoran-dalana. \v 54 Fa i Petera kosa nagnaraky an'i Jesosy lavidavitry tegny, magnodidy gne tokotany gne mpisorombe. Nidoboky teo agnilan'gne mpiamby izy, nitampindro tamè gn' afo satria nanàra.
|