tkg_mrk_text_reg/14/15.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-22 06:15:10 +00:00
\v 15 Raha avy ao anareo, ambarany anareo gn' efitragno ambony 'zay misy fitaova efa vita karakara. Ao anareo magnano gne fiomana rehetra ho antsika am'Paka".\v 16 Lasa tokôtry gne mpianatry ary da avy sosa ama-tsara tagny an-tanà. Raha tao ireo, da tanteraky arak' e nambaran'i jesosy gne raha niseho tao, ka afaka nagnomana gne sakafon' ny Paska ireo.