tkg_1th_text_reg/04/16.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 16 Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne mintsangagny volohany.\v 17 Avy eo isika vologny,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mika ka hifankahita am'i Tompo egny eme lagnitry. Amizay da miaraky am'i Tompo mandrakariva isika.\v 18 Noho izany, mifankahereza amin'ireo teny ireo