1 line
382 B
Plaintext
1 line
382 B
Plaintext
\v 1 Ary farany, ry rahalahy, mampahery sy magnanatry anareo izahay ao am'i Tompo Jesosy. Raha nahazo gne fampenara avy aminay enareo momba gne fomba tsy maintsy handehananareo sy hamalifalinareo an'Andremanitra, gne ame lala andehana io evakoa, da mba agnamboharanareo mihotry anizany.\v 2 Fa enareo da mahafantatry gne fampenara izay nomeny enareo tame gne alalan'i Jesosy Tompo. |