tkg_1th_text_reg/04/13.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 13 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo izay efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nana antoky gn' amè ho avy.\v 14 Fa raha mino isika fa i Jesosy da maty ary nintsanga koa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay aminareo ame temin'i Tompo, fa isika velo, izay sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha tokôtry izay efa maty.