tkg_1th_text_reg/02/13.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 13 Fa iza antony iza gn'isaoranay evakoa gne zagnahary mandrakariva. Fa enareo aby nandray avy taminay gn'afatre zagnahary izay renareo, da noraisinareo izany arake marigny, da gne tenine zagnahary. Iza zaka za koa gne miasa eo aminareo izay mino.