|
\v 24 \v 23 driamanitry gne fiadagna anie hahamasina anao tanteraky. Ka aoka harova evakoa gne fagnanareo sy gne ainareo ary gne tegnanareo mba tsy hanan-tsiny ame fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 24 Mahatoky izay mangaiky anareo, sady izy evao gne hagnefa izà. |