1 line
452 B
Plaintext
1 line
452 B
Plaintext
\v 8 Fa raha mbola androtsika, da tsy maintsy mampionon-tegna isika ary mitafy finoa sy fitiava ho fiarovan-tratra, ary gne fagnategna gne famoje ho fiarovan-doha. \v 9 Fa Andriamanitra da tsy nanendry antsika ho ame fahatezera, fa mba hahazo famoje amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika.\v 10 Izay maty hamojy antsika, da hiara-belo aminy evakoa isika, na matsiaro na matory. \v 11 Koa mifananara sy mifampahereza anareo, akô gne efa naninareo. |