tkg_1th_text_reg/04/16.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 16 Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne hintsanga volohany.\v 17 Avy eo isika izay velo,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mika ka hifankahita am'i Tompo egny eme lagnitry. Amizay da hiaraky am'i Tompo mandrakariva isika.\v 18 Noho izany, mifankahereza amin'ireo teny ireo