tkg_1th_text_reg/03/08.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 8 Fa androany kosa da velo iahay, raha milipy mafy am' Tompo anareo. \v 9 Fa fisaora magnano akôry gne azonay omè an' Andriamanitra momba anareo, fa instincts tamè fifalia rehetra izay anagnanay teo agnatrehan' Andriamanitray noho gn'aminareo? \v 10 Mivavaky mafy andro aman'aly iahay mba ahita gn'endrikareo sy hagnome izay tsy ampy eo amè finoanareo.