tkg_1th_text_reg/03/06.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 6 Fa avy taty aminay avy tagny aminareo i Timoty ary ninday gne vaovao mahafalin' gne finoa sy gne fitiavanareo ho anay. Nizàka taminay izy fa enareo da mana fahatsiarovana tsarenay avao,ary enareo da magniry mafy e hagnety anay mitovy ame fagnirianay hagnety anareo. \v 7 Noho izany , ry rahalahy, iahay da nampaherezinareo nohon' gne finoanareo, tao agnatin' gne fitebiteby sy gne fijalia maro.