tkg_1th_text_reg/03/04.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 4 Marina mihintsy , raha niaraka taminareo iahay, da nizaka taminareo mialoha fa isika da tsy maintsy hampijalia, ary da niboda izany, araky gne fantatrareo. \v 5 Noho izany, antony izany, raha tsy nahadigny izany esanaky iaho, da nagniraky mba hafatarako gne finoanareo. Angamba gne mpangala fagnahy efa nangala fagnahy enareo, da tsy ho misy dikany gne asantsika.