tkg_1th_text_reg/02/14.txt

1 line
633 B
Plaintext

\v 14 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoignè fiangonanè zagnahary gne Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tamè raha io nohonè naninè mpiray tanindraza aminareo, akoignè nahazo anazy koa nohonè nataogne Jiosy taminazy. \v 15 Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gn'olo aby. \v 16 Indreo da nandrara anay tsy hizaka amè Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne fahotanè tegnany mandrakariva indreo.Gne fahavognira da tsy maintsy avy eo amindreo amè farany.