tkg_1th_text_reg/02/07.txt

1 line
636 B
Plaintext

\v 7 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] \v 8 Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. \v 9 Satria tadidinareo, rô zalahy, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay.