tkg_1th_text_reg/01/04.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 4 Ry rahala tian'Andriamanitra, fatanay fa izy da efa nifidy anareo,\v 5 satria gne filazatsaranay da avy taminareo tsy tamin'gne resaky avao, fa tamè tazaky evakoa,tamin'gne fanahy masina, ary gne fahatokia be. Mitovy amin'izany, anareo evakoa da mahafatatry hoe olo mitovy akoinga izahay teo aminareo noho gne aminareo.