auto save
This commit is contained in:
parent
cbcdf51336
commit
bbbf302ae0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 Fa tsy tiany tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne itondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izany gne zakainay taminareo tao ame ten'i Tompo, fa isika velogny, sisa tavela ame fefihan'i Tompo, da tsy handeha aloha koa gne efa maty.
|
||||
\v 13 Fa tsy tiany tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izany gne zakainay taminareo tao ame ten'i Tompo, fa isika velogny, sisa tavela ame fefihan'i Tompo, da tsy handeha aloha koa gne efa maty.
|
Loading…
Reference in New Issue