auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-18 04:18:40 -05:00 committed by root
parent b17baee255
commit 743890585b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatri