auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-18 04:17:05 -05:00 committed by root
parent eb03f74008
commit 5b4e922871
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy misy olon-kafa am'nareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia. Amboharinareo tokotry zay mba ho an'ireo rahalay rehetra erak'i Makedonia. Fa izany da magnatry,anareo ry rahalay mba agnano mihotry. Magnanatry anareo koa iahy mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nand
momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy misy olon-kafa am'nareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia. Amboharinareo tokotry zay mba ho an'ireo rahalay rehetra erak'i Makedonia. Fa izany da magnatry,anareo ry rahalay mba agnano mihotry. Magnanatry anareo koa iahy mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo a