auto save
This commit is contained in:
parent
8f2c487cf1
commit
4bb655f89b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy misy olon-kafa am'nareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia. Amboharinareo tokotry zay mba ho an'ireo rahalay rehetra erak'i Makedonia. Fa izany da magnatry,anareo ry rahalay mba agnano mihotry. Magnanatry anareo koa iahy mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo, mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
|
||||
\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy misy olon-kafa am'nareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia. Amboharinareo tokotry zay mba ho an'ireo rahalay rehetra erak'i Makedonia. Fa izany da magnatry,anareo ry rahalay mba agnano mihotry. Magnanatry anareo koa iahy mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo, mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
|
Loading…
Reference in New Issue