Fri Jan 24 2020 15:26:59 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:27:00 -05:00
commit 47114c7120
11 changed files with 29 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa gne tegnanareo da mahafatatry, ro zalah, fa gne fevisanay taminareo da tsy afaky. \v 2 Fatanareo fa taloha da sahira ary nalabaraka tagny Filipy iahay. Iahay da tsy megnatry tamè zagnahary hizaka taminareo gne filazantsarane zagnahary tao agnatinè fanoera zakabe.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria gne fagnanaranay da tsy avy tamè fahadisoa, na avy tamè fahalotoa, na avy tamè fitaky. \v 4 Fa kosa, araky gne nekenè Zagnahary anay mba atokisany amè filazantsara, noho izà da mizaka iahay. Mizaka iahay, tsy hampifaly gn'olo, fa hampifaly gne zagnahary. Izy gne mahala gne fonay.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Satria tsy da nampiasa, na ovia na ovia, gne zaka fandokafa iahay, araky gne fantatrareo, na koa ho fialatsigny amè fagniria, satria e zagnahary gne vavolombelonay. \v 6 Ndre da hitadia gne vononahatry avy amè gn'olo iahay, na koa avy aminareo na avy amin'ireo hafa. Iahay da afaky nitadia gne tombontsoa akoignè apostolin'i Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] \v 8 Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. \v 9 Satria tadidinareo, rô zalahy, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Enareo gne vavolombelo, ary e zagnahary evakoa, fa masigny sy marigny ary tsy manatsigny gne fitondra-tegnanay taminareo izay mino. \v 11 Akoizà koa da fatatrareo oe akoignaia gne naninay taminareo tsikiraikiraiky akoigne namboarine ray amè zanany naterakiny, \v 12 niangavy sy nampahery ary nandrisiky enareo iahay mba handeha amè fomba izay mendriky amè zagnahary, izay mangaiky anareo ho amè fanjakany sy ny voninahitriny manoka.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa izà antony izà gn'isaoranay evakoa gne Zagnahary mandrakariva. Fa enareo aby nandray avy taminay gn'afatr'Andriamanitry izay renareo, da noraisinareo izany arakè marigny, da gne tenin'Andriamatry. Izà zaka zà koa gne miasa eo aminareo izay mino.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoignè fiangonanè zagnahary gne Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tamè raha io nohonè naninè mpiray tanindraza aminareo, akoignè nahazo anazy koa nohonè nataogne Jiosy taminazy. \v 15 Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gn'olo aby. \v 16 Indreo da nandrara anay tsy hizaka amè Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne fahotanè tegnany mandrakariva indreo.Gne fahavognira da tsy maintsy avy eo amindreo amè farany.

3
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
\v 17 Tafisaraky taminareo iahay ,e! rahala ,nandritry gne fotoa fohy ,tamè fagnatrea fa tsy tamè fo.Tena mazoto mafy iahay ,magniry mafy,gne nahita gne tarehinao. \v 18 Satria nagniry gne hoagny aminareo iahay,Paoly, matetitetiky, nefa nisaka anay i Satana.\v 19 Fa ino me gne fagnategnanay gne avy na fifalia ,na satroboninahitra, gne fandresè eo agnatrehan'i Jesosy Tompotsika amè feviany?
Moa tsy enareo akoigne sasany hafa koa ve?
\v 20 Fa enareo no voninahitray sy haravoravoanay.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 26a726578d0b5f35cd30f7a9241203ef97cf69aa
=======
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD133"
"MAD133",
"MAD136"
],
"finished_chunks": [
"04-01",
@ -41,6 +42,15 @@
"04-09",
"04-13",
"04-16",
"04-03"
"04-03",
"02-01",
"02-03",
"02-13",
"02-17",
"02-title",
"02-05",
"02-07",
"02-10",
"02-14"
]
}