auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent 57041b98a8
commit 454bacd7ba
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiay am-pilamina, hisay gne manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.