auto save
This commit is contained in:
parent
5e6d7d9e75
commit
3f385a6e14
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne fahotane tegnany mandrakariva indreo.Gne fahavognira da tsy maintsy
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne fahotane tegnany mandrakariva indreo.Gne fahavognira da tsy maintsy avy eo amindreo ame farany.
|
Loading…
Reference in New Issue