From 29973684ff573d444941228d2a8c8f5a7447e04a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Thu, 23 Jan 2020 04:11:21 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/08.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index afdcc97..d7ff50d 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao, fa tegny rehetra tegny no niparitahan'ny lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky. \ No newline at end of file +\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky. \ No newline at end of file