diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index afdcc97..d7ff50d 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao, fa tegny rehetra tegny no niparitahan'ny lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky. \ No newline at end of file +\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky. \ No newline at end of file