auto save
This commit is contained in:
parent
29973684ff
commit
1b82500840
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky.
|
||||
\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby no niparitan'gne finoanareo an'Andriamanitra. lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky.
|
Loading…
Reference in New Issue