auto save
This commit is contained in:
parent
ec09eef432
commit
0875b2f10c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Satria enareo, ry rahalah, da lasa akoigne fiangonane zagnahary è Jodia izay am'i Jesosy Kristy. Fa enareo evakoa da nijaly tame raha io nohone nanine mpiray tanindraza aminareo, akoigne nahazo anazy koa nohone nanine Jiosy taminazy. Ireo Jiosy ireo no namono na i Jesosy Kristy na gne mpaminany. Ireo Jiosy ireo gne nandroky enay. Tsy nakatò gne zagnahary indreo. Kanefa, indreo da fahavalone gnolo aby. Indreo da nandrara anay tsy hizaka ame Jentilisa mba tsy amonjena endreo. Vokatrizà da mameno gne fahotane tegnany mandrakariva indreo.
|
Loading…
Reference in New Issue