tkg_1th_text_reg/04/03.txt

1 line
495 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-23 09:24:11 +00:00
\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gne hagnamasigna enareo, mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay ahafantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba ahazoany e fanaky ao ame fahamasigna sy voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala an'Andrimanitra).\v 6 Ôka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly amin'iregny raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nitsangananay vavolombelo taminareo.