tkg_1th_text_reg/05/12.txt

1 line
366 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-18 07:06:56 +00:00
\v 12 Ka mangataky aminareo iahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mimany sy minday anareo ame Tompo ka magnanatry anareo. \v 13 Fa mba tokotry gne hajainareo tsara izy noho gme asany. Mihavàna tsara.\v 14 Ka magnanatry anareo ahay, ry rahalahy : agnaro izay tsy midoboky tsara, omeo toky gne malemy shay, ampaherezo gne valaky, ka mandefera amin'ny gn'olo agnaby.