\v 54 Nanome fanampiana an'Israely mpanompony Izy, mba hahatsiarovany haneho famindram-po \v 55 (araka ny nolazainy tamin'ireo raintsika) tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay."