skg_1co_text_reg/16/21.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 21 Zaho, Paoly, manoratsy ty amy tanako. \v 22 Laha misy olo tsy tia gny Tompo, lonoky mba ho voaozo i. Ho avy, gny Tompotsika! \v 23 Ho aminareo le gny fahasoava gny Jesosy Tompo. \v 24 Ho aminareo iaby gny fitiavako amy Jesosy Kristy. [Fanamariha: Ny dikan-teny taloha dia manampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao maro hafa, ao anatin'izany ny ULB sy ny UDB, dia manala izany.]