skg_1co_text_reg/15/33.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 33 Ka mety ho fitaha hoe: ''Manimba say soa gny mana raty.''\v 34 Mandiniha! Miay ampamarina! Ka manoy manota! Fa gny sasany aminareo laha tsy mana fahaiza an-Dragnahary. Mivolana agn'izay amy fahamenaranareo aho.