\v 33 \v 34 Ka mety ho fitaha hoe: ''Manimba say soa gny mana raty.'' Mandiniha! Miay ampamarina! Ka manoy manota! Fa gny sasany aminareo laha tsy mana fahaiza an-Dragnahary. Mivolana agn'izay amy fahamenaranareo aho.