plt-x-tanala_rev_text_reg/16/10.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 10 Avy eo ny anjely fahadimy nandrarake ny tao an-doviany tamin'ny seza fiandrianan'ny bibi-dia, die nandrakotre ny fanjakany ny hezigna. Nitsako ny lelany an-dreo nohon'ny fahoriana. \v 11 Nijaka ratsy ny Andriamanitry ny lagnitre an-dreo nohon'ny fahoriana sy ratran'dreo, die mbola nandà ny hibebake amin'ijay vitan'dreo mandy an-dreo