plt-x-tanala_rev_text_reg/01/14.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 14 Ny lohany sy ny volony die fotsy hôtran'ny volon'ondry_fotsy hôtran'ny rano mandre, ary ny masony hôtrany lelanafo.\v 15 Ny tongone mangiragna hôtran'ny varahigna, hôtran'ny varahigna vôdio teo amin'ny lafôro, ary ny feony hôtrahan'ny feona rano be mikoregna. \v 16 Ary nanagna kintagna fito tegny an-tanagny ankavanana Ijy, ary sabatra roa lela maragnitra nivôka avy teo amin'ny vavane. Ny tarehine die najava hôtrany masoandro laha efa miredareda.