Wed Sep 30 2020 15:06:37 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-30 15:06:38 -04:00
parent 9f1aef773e
commit d74b97e90f
6 changed files with 6 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary nahita ny tagnanan-kavanan'ilay raike ijay nidoboke teo amin'ny seja fiandrianagna iaho, horognan-taratasy vôsoratre eo aloha sy ao afara. Ary nofehejina tamin'ny tombo-kase fito ijany. \v 2 Nahita anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mahare iaho, nijaka hoe: '' Ija no mendrike ny hanokatre ny horognan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'ijany?''
\c 5 \v 1 Ary nahita ny tagnanan-kavanan'ilay raike ijay nidoboke teo amin'ny seja fiandrianagna iaho, horognan-taratasy vôsoratre eo aloha sy ao afara. Ary nofehejina tamin'ny tombo-kase fito ijany. \v 2 Nahita anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mahare iaho, nijaka hoe: ''Ija no mendrike ny hanokatre ny horognan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'ijany?''

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Tsy misy olo avy laha hatan-dagnitra na eto an-tany na ambanin'ny tany ka afake hanokatre ny horognan-taratasy na hamaky ijany. \v 4 Nitomagny mahare iaho- satria tsy nisy olo hita mendrika ny hanokatra ny horognan-taratasy na hamaky ijany. \v 5 Kanefa raike tamin-dreo loholo nijaka tamin'ahy hoe:" Aja mitomagny. Itoy! ilay liognan'i fokon'i Joda, ilay taranak'i Davida, die nandresy. Afake ny hanokatre ny horognan-taratasy sy ireo tombo-kase fito ijy.
\v 3 Tsy misy olo avy laha hatan-dagnitra na eto an-tany na ambanin'ny tany ka afake hanokatre ny horognan-taratasy na hamaky ijany. \v 4 Nitomagny mahare iaho- satria tsy nisy olo hita mendrika ny hanokatra ny horognan-taratasy na hamaky ijany. \v 5 Kanefa raike tamin-dreo loholo nijaka tamin'ahy hoe: "Aja mitomagny. Itoy! ilay liognan'i fokon'i Joda, ilay taranak'i Davida, die nandresy. Afake ny hanokatre ny horognan-taratasy sy ireo tombo-kase fito ijy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Avy eo iaho die nahita sy naharegne feon'anjely rahabe nagnodidigna ny seja fiandrianagna sy ireo zava-manan'aigna ary ireo loholo. Ny fitambaran-dreo die aman'aligna aligna. \v 12 Nijaka tamin'ny feo mahare areo hoe:'' Mendrike anie ilay Janak'ondry ijay novonoina mba handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laja, voninahitre, ary dera.''
\v 11 Avy eo iaho die nahita sy naharegne feon'anjely rahabe nagnodidigna ny seja fiandrianagna sy ireo zava-manan'aigna ary ireo loholo. Ny fitambaran-dreo die aman'aligna aligna. \v 12 Nijaka tamin'ny feo mahare areo hoe: ''Mendrike anie ilay Janak'ondry ijay novonoina mba handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laja, voninahitre, ary dera.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Naharegne ireo raha vôforogna abiaby ijay tagny an-dagnitra sy teto an-tany ary an-dranomasina iaho- ny raha abiaby tao agnatin'ireo-nijaka hoe:" Ho an'ilay raike ijay midoboke eo amin'ny seja fiandrianagna sy ho an'ilay Janak'ondry, anie ny dera, ny laja, ny voninahitre, ary ny fahefana handidy, mandrakijay doria.''\v 14 Ireo zava-manan'aigna efatre, nijaka hoe:'' Amena!'' Ary ireo loholo niankohoke sy nivavake. (Fanamarihagna: Ny sarany amin'ireo dikan-teny taloha die mivaky hoe: ''Ireo loholo roa amby efapolo die niankohoke sy nanompo an'ilay raike ijay velogna mandrakijay doria.'')
\v 13 Naharegne ireo raha vôforogna abiaby ijay tagny an-dagnitra sy teto an-tany ary an-dranomasina iaho- ny raha abiaby tao agnatin'ireo-nijaka hoe: "Ho an'ilay raike ijay midoboke eo amin'ny seja fiandrianagna sy ho an'ilay Janak'ondry, anie ny dera, ny laja, ny voninahitre, ary ny fahefana handidy, mandrakijay doria.'' \v 14 Ireo zava-manan'aigna efatre, nijaka hoe: ''Amena!'' Ary ireo loholo niankohoke sy nivavake. [Fagnamarihana: Ny sarany amin'ireo dikan-teny taloha die mivaky hoe: ''Ireo loholo roa amby efapolo die niankohoke sy nanompo an'ilay raike ijay velogna mandrakijay doria.'']

View File

@ -1 +1 @@
Toko 6
Toko faha 6

View File

@ -82,6 +82,7 @@
"04-07",
"04-09",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-06",
"05-08",